AMBOARA HO AN’NY FOKONOLONA
AMBOARA HO AN’NY FOKONOLONA Ho fankalazana ny faha dimy taona niorenan’ny TAFO MIHAAVO Tambazotran’ny Fokonolona Mitantana Harena Voajanahary eto Madagasikara izay niorina tao Anjà-Ambalavao ny 22 May taona 2012. Ho fanomezan-danja ny ezaka nataon’ny Fokonolona amin’ny fitantanana lovain-jafy ny harena voajanahary. Ho fandraisana anjara amin’ny fanatrarana ny Tanjon’ny Fampivoarana Lovain-jafy (ODD) laharana :
Lire la suite
FIFANINANANA HO AN’NY FOKONOLONA
FIFANINANANA HO AN’NY FOKONOLONA : “FANOMEZAN-DANJA LOVAIN-JAFY NY HARENA VOAJANAHARY HO FANATSARANA NY FARI-PIAINAN’NY FOKONOLONA TARATASY FENOINA : 1. Anaran’ny Vondrona na Fikambanana handray anjara : 2. Anaran’ny faritra ifampivelomana : lazao ny anaran’ny kaominina, ny distrika ary ny faritra misy ny faritra ifampivelomana 3. Taona nanaomboana ny ezaka: Oviana no nanomboka ny
Lire la suite
FIFANINANANA HO AN’NY FOKONOLONA - FAHOMBIAZAN’NY FOKONOLONA...
FIFANINANANA HO AN’NY FOKONOLONA “FAHOMBIAZAN’NY FOKONOLONA AMIN’NY FIATREHANA NY FIOVAOVAN’NY TOETR’ANDRO” TARATASY FENOINA : 1. Anaran’ny Vondrona na Fikambanana handray anjara : 2. Anaran’ny faritra ifampivelomana : lazao ny anaran’ny kaominina, ny distrika ary ny faritra misy ny faritra ifampivelomana 3. Taona niorenana: lazao ny taona niorenan’ny Fikambanana 4. Karazan’ny rafitra : safidio amin’ireto manaraka
Lire la suite